Kianjan’ny Barea Mahamasina:
30 Aogositra, 09:00. Tsy manakana ny fizaran’ny tompon’andraikim-panjakana ny tapakila maimaim-poana ny amin’ny fitokanana sy fanatrehana ny lalao ifanandrinan’ny Barea sy Benin ny faharoan’ny volana septambra ny fanambarana nataon’ny CAF izay nilaza fa tsy azo atrehin’ny mpijery ny lalao.
