ActualitésTatitra

Cameroun : Vehivavy 1500 mianatra manoratra rindrambaiko

22,5 %amin’ ny vehivavy ihany no mikirakira « technologie informatique » ao Cameroun sy ao Afrique manontolo. Nikarakara fampiofanana natokana ho an’ny vehivavy ny « commission européenne » ny firenena mikambana mba hampienana io taha ny fahaizana eo amin’ny lahy sy ny vavy io.

Vehivavy 1500 eo anelanelan’ny 12 hatramin’ny 25 taona no noraisina tamin’izany. Afaka hamolavola « jeux video », « logiciel » ary « application numérique » izy ireo ao aorian’io fampiofanana io raha ny fanazavana. Tovovavy Africain 8 000 kosa no mbola kendren’ny ONU omena io fampiofanana io.

Laisser un commentaire