𝗦𝘆𝗱𝗻𝗲𝘆 𝗠𝗮𝗿𝗶𝘁𝗵, solontenan’i 𝗖𝗮𝗺𝗯𝗼𝗱𝗴𝗲 no 𝗠𝗶𝘀𝘀 𝗣𝗹𝗮𝗻𝗲𝘁 𝗶𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 2025
𝗦𝘆𝗱𝗻𝗲𝘆 𝗠𝗮𝗿𝗶𝘁𝗵, solontenan’i 𝗖𝗮𝗺𝗯𝗼𝗱𝗴𝗲 no
𝗠𝗶𝘀𝘀 𝗣𝗹𝗮𝗻𝗲𝘁 𝗶𝗻𝘁𝗲𝗿𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹 2025
.
Omaly 15 Martsa ny famaranana tamin’ity fifaninanana iraisam-pirenena ity izay natao amin’ny Koh Pich Theater, any Cambodge ![]()
Nanana solontena i Madagasikara nandritra ity fifaninana Miss ity tamin’ny alalan’i Tatiana Raharinirina izay tafiditra tanatin’ireo miss TOP20 tamin’ity fifaninana ity .
Naneho ny herim-pony sy ny hatsarany tamin’izao tontolo izao i Tatiana ka miarahaba sy misaotra azy isika.

