๐ก๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฅ๐ผ๐๐ฎ๐ป’๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
๐ก๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฅ๐ผ๐๐ฎ๐ป’๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ho fampiroboroboana ny vakoka sy ho famporisihana ny Malagasy hitsidika sy hamantatra ny tantarany.
๐ง๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ :
5.000 Ariary: 15 taona noho miakatra (10 000 ar teo aloha)
2.000 Ariary: 15 taona midina (raha 5000 ar teo aloha)
0 ar : 5 taona midina
๐ง๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ถ๐ป๐ :
tokana 40.000Ariary
Ampahatsiahivina fa :
Misokatra Alarobia hatramin’ny Alatsinainy amin’ny 09 or maraina hatramin’ny 05 hariva( mihidy Talata).
Eo ยซย Guichetย ยป fandoavana ny saram-pitsidihana ary efa ao anatiny ny saram-pitarihanaย ยป tarif de guidageย ยป.
Ho anโny mpianatra kilasy faha-4 sy faha-5, manala fanadinana, dia misy fitsinjovana manokana ho azy ireo.
Tsy misy intsony ยซย visite simpleย ยปna ยซย visite complรจteย ยป.
