Actualités

FANDAHARANA VOANANA KULTURA TV

KULTURA TV
FANDAHARANA VOANANA
Ny lango no azo ho hanina, teny ierana avy amin'ny vary; ny jabo no azo ho tafiana, teny ierana avy amin'ny landy; ary ny soatoavina no mbola mijoro, teny ieranantsika taranaka.
Manome fotoana anao indray ary i Mikolohasina Ankoay sy RAKOTO David amin'ny Alahady ho avy izao amin'ny 8 ora alina ao amin'ny fandaharana VOANANA, eto amin'ny fahitalavitra KULTURA.
Hidinika momba ny omby sy ny orim-bintana amin'izany isika amin'io ka alao hery ary tompoko.
FAHITALAVITRA
CANAL + : canal 210
STARTIMES : canal 113
UHF 51 : 711.25 MHz
KULTURA FM : 104.2 FM
#VOANANA #EmissionTV #Kolontsaina #FandaharanaMalagasy #kultura

Laisser un commentaire