Actualités

BISIKILETA FITAOVAM-PITATERANA

Bisikileta - Ekonomia Eo Antananarivo

Bisikileta Eo Antananarivo

Fitaovam-pitaterana sy fampiroboroboana toekarena

Anisan’ny fitaovam-pitaterana tena ilaina eto Antananarivo amin’izao fotoana izao ny bisikileta, satria ampiasain’ny olona maro isan’andro ary mamorona asa ho an’olona an’arivony.

Manodidina ny 80 % amin’ireo bisikileta mivezivezy eto an-drenivohitra no ampiasaina ho Taxi-bisikileta.

Vokatr’izany, mahazo tombontsoa sy miroborobo ireo mpanamboatra bisikileta ary koa ireo mpivarotra kojakoja na “pièces”, ka manampy betsaka amin’ny fampiroboroboana ny toekarena eny ifotony.

Laisser un commentaire