SocialTatitra

Vatican: Nampiato  kardinaly iray tamin’ny asany, noho izy voampanga nanao herisetra tamin’ny ankizy tsy ampy taona

Nanao fanambarana i Vatican tamin’ity mahakasika ny fanatsaharana amin’ny asany ny kardinaly kanadianina, izay voampanga ho nanao heristra ara-nofo tamin’ny ankizy tsy ampy taona tao amin’ity firenena ity. Nampanao fanadihadiana an’ny mpitsara iray efa retirety ny papa ray masina ka naneho ity tatitra ity. 66taona ity cardinaly ity. Voatendry ho arseveka an’i Québéc izy ny taona 2011, raha toa ka ny taona 2014 no voatendry ho kardinaly.

Laisser un commentaire