France : Tsy manan-kialofana iray nikasa ny handoro ny fiaran’ilay olona tsy nanaiky nividy solika taminy
Tsy nanaiky ny tsy fanjifana taminy ity tsy manan-kialofana iray, ka saika nitera-doza tamin’ny toeram-pitsinjarana solika iray tao Gironde, France.
Read More