PolitiqueTatitra

France : Nodimandry teo amin’ny faha 95 taonany i Robert Badinter, ministry ny fitsarana teo aloha

Nodimandry, ny alin’ny alakamisy hifoha zoma, teo amin’ny faha 95 taonany ny ministry ny fitsarana frantsay teo aloha, Robert Badinter. Anisan’ny olomanga, nanamarika ny fitondrana ny fahaizany misolo vava sy ny naha mpitahiry ny tombokasem-panjakana azy. Tena nampiavaka azy, dia olona niady  ho an’ny fanafoanana ny fanamelohana ho faty, tao France izy.

Laisser un commentaire