PolitiqueTatitra

Argentine : Nodinihina teo amin’ny parlemanta ny fandaharan’asa fanavaozan’ny filoha Javier Milei

Andro maromaro izao no nodinihin’ireo mpikambana ao anatin’ny parlemanta any Argentine, ny fanaovazana tsy ara-dalànan’ny filoha vaovao Javier Milei. Niteraka ady hevitra teo anivon’ireo mpanatanteraka izany na efa nasiam-panitsiana niarahana tamin’ireo mpikambana aza. Etsy ankilany, manao fitokonana ireo mpanohitra, hatramin’ny alarobia teo noho ny tsy fanekena ity tsy fanarahan-dalàna ity sy ny mety ho fiantraikan’izany eo amin’ny fampandrosoana.

Laisser un commentaire