SocialTatitra

France : Mpamboly iray maty niaraka tamin’ny zanany

Mpamboly iray sy ny zanany vavy 12 taona no maty tao Ariège, nandritra ny lozam-pifamoivoizana niseho ny marainan’ny talata 23 janoary teo. Teo amin’ny sakan-dalana nataon’ireo tantsaha mpanao fihetsiketsehana any an-toerana no nisehoan’ny loza, araka ny voalaza. Raim-pianakavina iray ihany koa no naratra mafy tao anatin’izany.

Laisser un commentaire