PolitiqueTatitra

Russie : Tobin-tsolitany iray nirehitra nandritra ny fanafihana nataon’i Ukraine

Toby fitahirizana solitany tao amin’ny faritra Bryansk, ao Russie, izay manamorona an’i Ukraine no nirehitra, taorian’ny fanafihana drone Okrainianina, ny herinandro lasa teo. Voasokajy ho loza amin’ny ambaratonga avo na mahery indrindra ity firehetana ity, araka ny voalazan’ny manampahefana rosianina. Na izany anefa, tsy nisy ny aina nafoy nandritra izany.

Laisser un commentaire