PolitiqueTatitra

Canada: Nisy ny fahatsiarovana ireo olona maty nandritra ny fianjeran’ny sidina PS752

Efa-taona taorian’ny fianjeran’ny sidina PS752, notifirin’i Iran, dia nanambara i Justin Trudeau, ny hetsika vaovao hanoherana an’i Tehran. Nandritra ny lanonana nanomezam-boninahitra ireo 176 niharan’ity loza  ity, dia nanambara ny Praiminisitra Kanadiana mba hanaratsiana ny fitondrana Iraniana sy hamerina ny faniriany hampiditra ireo Mpiambina Revolisionera ao amin’ny “lisitra misy fikambanana mpampihorohoro”. Raha tsiahivina, tamin’ny 8 Janoary 2020, ny sidina Ukraine International Airlines PS752, miasa eo anelanelan’i Tehran sy Toronto, dia nianjera taoriana kelin’ny fiaingana, ka nahafatesana olona 176.

Laisser un commentaire