ActualitésTsidika

ZANAKA OMBY VAO TERAKA MANANA TONGOTRA 7

Omby vavy iray teraka omby manana tongotra 7, androany alahady 10 desambra, tamin’ny 6 ora maraina nitranga zavatra izao tany Ankijanilava, fokontany Amparikapa kaominina Antsirabe Centre.

« Malformation » na koa tratran’ny « Anomalie congénitale » ilay biby raha nambaran’ny mpitsabo biby nampiteraka omby ity. Tsy avotra ny ain’ny omby kely ity.

Laisser un commentaire