ConseilTsidika

Litchis : Miaro amin’ny aretim-poaretim-poLitchis : Miaro amin’ny aretim-po

Efa manomboka miakatra izao ny litchis. Tsara foana ny mahafantatra ny soa azo avy aminy sy ny zavatra ho entiny amin’ny vatana, ahafahana migoka ireo tombontsoa entiny.

Mampisinda aretin’an-doha  Manan-karena vitamine C, manampy ny vatana hiady amin’ny aretin’an-doha sy kibo ny litchis. Ny nofon’izy ireny ihany koa dia ahitana « oligo-éléments » izay manamafy ny hery fiarovana.  Manatsara ny hoditra  Ankoatra ny maha « antalgiques » azy dia mandray anjara amin’ny fiarovana ny sela amin’ny hoditra tsy ho mora miroraka ny litchis.

Laisser un commentaire