Dépêches

JIRAMA : Hiroso amin’ny fanafoanana tsikelikely ny fanaovana auto-relevé

Hiroso amin’ny fanafoanana tsikelikely ny fanaovana ny auto-relevé ny JIRAMA manomboka amin’ity volana septambra ity. Natao izany mba hialana amin’ny cumule de consommation sy ny consummation estimée, izay mahatonga ny fitarainan’ny mpanjifa sy hanatsarana ny lafin’ny ara-barotra eo anivon’ny orinasa.

Laisser un commentaire