Lalaon’ny nosy: Mbola mitarika hatrany i Madagasikara
Mbola mitarika hatrany i Madagasikara eo amin’ny filaharana vonjimaika taorian’ny andro faha-3 lalaon’ny Nosy. Manana medaly volamena 56 isika, medaly volafotsy 25 ary medaly alimo 29.