Dépêches

Dépêche du 13h00 02 Août- Lalaon’ny Frankofonia : Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalana  ny Ankoay vehivavy

Tafiakatra amin’ny dingana manasa-dalana ny Ankoay sokajy vehivavy nandritra ny Lalaon’ny Frankofonia taorian’ny fihaonana tamin’i Repoblika Demokratikan’i Kongo teo amin’ny 1/4-dalana ka nandresy  tamin’ny ISA 56 noho ny  53. Amin’ity dingana manasa-dalana ity dia i Sénégal no hifanandrina amin’izy ireo.

Laisser un commentaire