Dépêche du 12h00 27 Juillet- Ankazobe: Lehilahy iray no tratra nisandoka ho Zandary
Lehilahy iray nisandoka ho zandary no tratran’ny mpitandro ny filaminana rehefa nahavoasoloky olona maro. Nitonona ho zandary izy ary maka vola aman’olona. Vokatr’ireo asa ratsy nataony dia nahiditra am-ponja vonjimaikaa ao amin’ny fonjan’Ankazobe ny tenany.
