Dépêche du 12h00 03 Juillet-Ambohimiadana Ambositra: Nitrangana fifandomana Moto sy bicyclette omaly Alahady 02Jolay tolakandro
Omaly tolakandro no nisehoan’ity lozam-pifamoivozana ity tao Ambohimiadana Ambositra. Moto iray sy bicyclette no nifandona ary niteraka ratra mafy teo amin’izy roalahy mpitondra. Tsy fantatra izay tena natony nahatonga ny fifandomanana fa efa nentina namonjy hopitaly kosa ireto trà-doza.
