Dépêches

Dépêche du  14h00 23 Juin-Finoana silamo: hanakalazaina ny Alarobia 28 Jona ho avy izao ny AI Adha

Taona maromaro izay no nomena sy najaina ho andro sy fiasana ny daty izay mifandraika amin’ny Eid Al-Fitr sy ny AI Adha izay fotoana manan-danja amin’ny finoana silamo. Amin’ity taona 2023 ity dia ny Alarobia faha 28 Jona izao no daty voatondro hanakalazana izany ka dia nanao fanambarana ny fanjakana Malagasy  fa andro tsy iasana kanefa andraisan-karama io andro io.

Laisser un commentaire