Dépêche 12h00 21 Juin:Taranja Rallye: vita soa aman-tsara ny andiany faha 44 ny “Grand Rallye de Madagasacar”
Norombahibn’ilay kalaza lay iray antsoina hoe Faniry Rasoamaromaka sy I Mahents mpiara miasa ny amboaran’ ny faha 44 ny Grand Rallye de Madagasacar. Tao anatin’izany no nanolorana azy ireo ilay loka goavana , tany mirefy 300 metatra tora-droa.
