Dépêches

Antsirabe : Olona miisa 5 tratra nisaka trondro tao Andranomaimbo

Dépêche 26 mai, 13h, Mampimenomenona ny mponina ao antampon-tanànan’Antsirabe ireo trondro maloto misy mivarotra. Voakarakara tsara manko ireo trondro ireo mialohan’ny hamarotana azy ka tsy voaavaka. Tratran’ny Polisy ireo dimy lahy misaka trondro ao aminio rano maimbo io. Marihina fa voararan’ny lalàna ny fivarotana zavatra mety hanohintohina ny fahasalaman’ny vahoaka. Hatolotra ny fampanoavana ireto olona ireto aorian’izany.

Laisser un commentaire