Dépêches

Faritra Atsimo Andrefana : Miisa 115 000 ireo zaza tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo

Dépêche 23 mai, 14h, Miisa 115 000 ireo ankizy sy zaza iharan’ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’iny faritra Atsimo Andrefana iny. Mila tohana sy fikarakarana mafy izy ireo raha ny fanambarana avy amin’ny UNICEF. Vokatry ny fisehoana rivo-doza mahery vaika ny taona 2022 sy 2023 izany rehetra izany. Ankoatra izany anefa dia miisa 874 000 ihany koa ireo olona no miaina anatin’ny tsy fahatomombanana ara-tsakafo mahery vaika.

Laisser un commentaire