Dépêches

Fitsarana: Anjaran’ny Ambondromamy sy Mampikony indray no handray ny Fiara Zo

Dépêche 22 mai, 13h, Ny volana aprily teo no nanombohana ny hetsika Fiara Zo an’ny Ministeran’ny Fitsarana. Ny tanjon’ny hetsika dia ny hanatonana ireo vahoaka eny ifotony hamphafanatarana azy ireo ny Zo tokony hositrahiny sy hamphafanatarana ny lalàna misy. Miara-miasa amin’ny PNUD ny Ministeran’ny Fitsarana amin’ity hetsika ity. Ny 224 sy 25 mey izao dia najaran’ny Ambondromamy sy Mampikony indray no handray ny hetsika. Tafiditra anatin’ny programan’ny hetsika ihany koa ny fanatonana sy fizarana amin’ireo mpandraharahan’ny Fitsarana any an-toerana.

Laisser un commentaire