Dépêches

Banky Foiben’i Madagasikara : Hanonta vola volamena amin’ny dimampolo ariary

Dépêche 19 mai, 14h, Nahazo alalana ny Banky Foiben’i Madagasikara amin’ny fanontana ireo vola volamena amin’ny dimampolo ariary ho mari-pahatsiarovana. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha dimampolo taonany izany. Arak any fanambarana dia fomba amam-panao tsy hita izay maharatsy azy amin’ireo banky foibe sy vondrona mpamoaka vola ny fanontana vola volamena entina hanamarihana ireo tranga mana-tantara eo amin’ny firenena iray. Efa maro ireo firenena no manana izany toa an’ny Eagle ao Amrika, Maple leaf ao Canada, na ihany koa ny Krugerrand ao Afrika Atsimo. 

Laisser un commentaire