ActualitésTatitra

Mayotte : Tsy maintsy hafarana avy ao Maurice ny rano

Manoloana ny tsy fahampian’ny rano ao Mayotte dia nanaiky ny hanafaran’i Mayotte rano amin’ny tavoahangy avy ao Maurice mandritra ny 10 volana ny ny prefektiora. Raha tsiahivina dia misedra tsy fahampian-drano madio goavana noho tsy fahampian’ny foto-drafitrasa sy ny haintany i Mayottte.

Nanazava ny préfet, Thierry Suquet tao amin’ny fanambarana nataony fa manampy trotraka ny zava-misy ny tsy fahampian’ny orana ao an-toerana. Nanamafy ny tenany fa na ireo fitahirizana roa (retenues collinaires) aza zara raha feno. Mahiahy ny amiin’ny fisehoana aretina samihafa toy ny areti-kibo, fièvre typhoïde, diphtérie kosa ireo tompon’andraikitra manoloana io tsy fahampian’ny rano io.

Laisser un commentaire