Dépêches

Fiaraha-miasa amin’ny Etats-Unis : Malagasy sy Komorianina miisa 15 hisitraka fampiofanana

Dépêche 15 mai, 14h, Miisa 15 ireo tanora Malagasy sy Komorianina no hisitraka fampiofanana avy amin’ny Etazonia. Fanamafisam-pahaizana mahakasika ny fitarihana mandritra ny 6 erinandro izany hositrahan’ireto tanora ireto izany. Tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asan’ny Etzonia ho fanampiana ny aty Afrika izany fampiofanana izany. Ireo tanora voasafidy ireo dia hisitraka ny fampiofanana mahakasika ny fitarihana amin’ny sehatra maro. Hiarahana amin’ny Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders izay programan’ny Young African Leaders Initiative (YALI) ity fampiofanana ity. 

Laisser un commentaire