Dépêches

Morondava: Misy fahatapahany ny jiro manerana ny tanana nanomboka omaly

Dépêche 14 avril, 14h30, Noho ny tsy fahatongavan’ny solika ampy hampandehanana ny herinaratra any an-toerana dia notapahina ny jiro manerana ny tanàna nanomboka omaly. Ny anton’izany dia mba hahafahana mampandeha ny famatsian-drano. Miverin amin’ny laoniny izany rehefa tong any solika izay mbola tsy fantatra mazava ny fe-potoana tokony hahatongavany. Araka izany dia ilaina ny famahana ny olana haingana hahafahan’ny olona miverina amin’ny asa andavan’andro. Marihina fa ny famatsian-drano sy ny hopitaly irery ihany no mahazo herinaratra amin’izao fotoana izao. 

Laisser un commentaire