Dépêches

Taranja Judo: Laharana voalohany maneran-tany amin’ny latsaky ny 70kilao I laura Rasoanaivo

Dépêche 12 avril, 12h, Taorian’ny medaly volamena izay azon’ity Judokate Malagasy farany teo ity dia eo amin’ny laharana voalohany maneran-tany amin’ity taranja ity ny tenany. Sambany teo amin’ny tantaran’ny Judo Malagasy no nahazo izany toerana manan-danja izany. Medaly volamena miisa 3 amin’izao fotoana izao no efa azony nandritra iny “saison” iny. Manana ny salan’isa 500 izy amin’izao fotoana izao ka nampiakatra azy amin’io laharana io. Efa manomana ny fiatrehana ny fiadiana ny tompondaka manerantany i Laura ankehitriny. Mirary soa ny tenany hatrany

Laisser un commentaire