Dépêches

Mahajanga : Mikatona ny Stade Rabemananjara noho ny fanamboarana

Dépêche 30 écembre, 12h30, Ity Kianja Rabemananjara ity no kianja voalohany indrindra sintetika teto Madagasikara. Noho ny fahasimban’ireo « tapis synthétiques » dia hasiam-panamboarana izany kianja izany amin’izao fotoana izao. Izany ihany koa dia avy amin’ny fangatahan’ireo tanora mpanao fanatanjahantena. Hikatona noho izany ity kianja ity ka tsy afaka hilalaovana fa heverina ho vita ao anatin’ny herinandro 6 ny asa fanamboarana.

Laisser un commentaire