Dépêches

Nosy Varika: Lehilahy miisa 4 tratra nanao vola sandoka.

Dépêche 13 décembre, 12h, Lehilahy efatra no tratran’ny miaramila avy ao amin’ny holafy Nosy Varika no tratran’ny Miaramila ary voarohirohy tamin’ny resaka fanaovana vola sandoka. Tao amin’ny fokontany Fiadanana, kaominina Vohilava, Distrikan’ny Nosy Varika no nisehoan’izany tranga izany. Entanina hatrany moa izay manana vaovao mahakaiska ny seho tahaka izao mba hampandre satria sady fahavalom-pirenena no mambotry ny Malagasy namany ihany izy ireo. Marihina fa asa anterivozona mandrapaha-faty no sazy azon’iezo izay tratra manao vola sandoka.

Laisser un commentaire