ActualitésTatitra

Mayotte : Manahy ho very vola ny ireo mpamatsy vola

Misy fiantraikany betsaka amin’ny toe-karena ao Mayotte ny trangan’herisetra miseho ao amin’ny nosy. Manoloana izany dia nanao fanairana ny filohan’ny Medef ao Mayotte, Carla Baltus izany namatsy vola teo amin’ny sehatry ny fitaterana fa mety ho very vola izy ireo.

Tsy maintsy nanova ny fombafomba ny mponina hoy izy ka sehatra maro no niovana nanaraka izany. Raha nody tara ny mponina taloha raha ny fanazavany dia tsy maintsy mody aloha nohon’ny tahotra. Sehatra iray isany voakasika mivantan’ny krizy ihany koa noho izany hoy i Carla Baltus ny ara-barotra o an’ireo toeram-pisakafoana, bara ary alim-pandihizana.

Laisser un commentaire