Dépêches

Andron’ny “Chocolat” 2022: handray anjara amin’izany ny “Chocolaterie Robert”.

Dépêche 26 octobre, 12h, Hotanterahina ny 28 oktobra hatramin’ny 1 novambra izao ny “salon du chocolat” ao Paris. Fotoana iray hahafahana manome lanja ny sokola sy ny cacao rehetra maneran-tany. Handray anjara amin’izany ny “Chocolaterie Robert” avy eto Madagasikara izay mpanodina sy mpamokatra chocolat anisan’ny tsara kalitao indrindra maneran-tany. Fotoana iray hifanenan’ireo mpankafy sokola sy ireo mpamokatra izany vokatra izany ity. Zava-dehibe ho an’ny Madagasikara izao hahafahana indray mampiseho ny fahaiza-manao sy ny hatsaran’izany “chocolat” vita Malagasy izany.

Laisser un commentaire