Dépêches

Fampisakafoanana any an-tsekoly : Efa manomboka misitraka izany ny mpianatra any amin’ny faritra Atsimo

Dépêche 14 octobre, 13h, Hatomboak any amin’ny faritra atsimo, ny marina kokoa dia any Betroka no hanombohana izany fisakafoanana an-tsekoly (cantine scolaire) izany. Marihina moa fa manomboka amin’ny kilasy farany ambany dia efa misitraka izany avokoa.  Hitohy @ ireo sekolim-panjakana hafa @ ireo ZAP miisa 22 misy ao an-toerana ity tetikasa ity. Hatrany amin’ny mpianatra amin’ny ltcée dia hahazo tombony amin’ity tetik’asa ity avokoa.

Laisser un commentaire