Dépêches

Kolontsaina: Efa tonga teto Madagasikara i Dadju ny alarobia teo

Dépêche 13 octobre, 14h, Mpihira frantsay voaasa hisehatra sy hanao fampisehoana eto Madagasikara i Dadju. Ny hira mitondra ny lohateny hoe “reine” no nampalaza azy 5 taona lasa izay ary nanomboka teo dia efa lasa mpihira iraisam-pirenena mihitsy izy. Hanao fampisehoana eto Madagasikara izy ny zoma 14 oktobra izao ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Ny tanora moa no tena liana amin’izany ka efa maro ireo manana ny karatra fidirana. Mpanakanto Malagasy maromaro no hanafana ny sehatra amin’ny tapany voalohany. 

RépondreTransférer

Laisser un commentaire