Toe-karena: Misokatra ny taom-pamarotana lavanila maina
Dépêche 11 octobre, 13h, Efa ela no nisokatra ny taom-piotazana lavanila ho amin’ny taona 2022 – 2023 ka araka ny lalàna izay misy dia telo velana eo ho eo aorian’ny fiatombohan’ny taom-piotazana ny lavanila maitso ny famarotana ny lavanila maina. Mampikaikaika ireo mpamboly izany noho izy ity misokatra amian’ny alalan’ny didim-pitondrana kanefa tsy misy vidiny misoratra ka samy manao ziay tiany ireo mpanangona. Ireo tantsaha no voatery tsy maintsy mivarotra maty antoka ao antin’izany rehetyra izany.
