Dépêches

Taxi-moto: Lavin’ireto mpitondra fiara karetsaka ireto hatramin’ny farany.

Dépêche 04 octobre, 11h, Tsy hanaiky ary hanohitra hatramin’ny farany ny lalàna nolanian’ny mpanolotsaina maro an’isa ho fampanarahan-dalàna ny taxi moto i Clémence Raharinirina sy ireo  »taxi ville » ao anatin’ny Fikambanana FTAR eto Antananarivo. Voalazan’izy ireo tamin’izany fa manimba ny fidiram-bolan’izy ireo ny fisian’ireto taxi-moto ireto ka tokony ho foanana. Tena tsy hanaiky hatramin’ny farany izy ireo raha ny nambarany.

Laisser un commentaire