Olana amin’ny lalam-pirenena : Sahirana ireo tantsaha amin’ny famoaham-bokatra
Dépêche 03 octobre, 13h, Nambaran’ny avy amin’ny Banky Mondial fa 17 tapitrisa ireo mponina Malagasy tsy tafavoaka noho ny faharatsian’ny lalana. Ny lalana eto Madagasikara dia anisan’ny voasokajy ho ratsy indrindra. Ireo any mbanivohitra no tena misedra izany olana izany ka miteraka fahasahiranana noho ny tsy fahatafvoahan’ny vokatra avy amin’ireo tantsaha.
