Dépêches

Fampandrosoana : Asa mendrika ho an’ny rehetra

Dépêche 29 septembre, 10h, Anisan’ny tafiditra ao anatin’ny veliranon’ny Filoham-pirenena ny hampananana asa ny olona rehetra tsy ankanavaka indrindra ny vehivavy sy ny tanora. Natsangana ny rafitra eo anivon’ny andrim-panjakana mba hanampy amin’ny fanomezana asa maro sy hamoronana asa ao anatin’ny fotoana fohy. Fitaovana hiadiana amin’ny tsy fananan’asa sady mandray anjara amin’ny fampandrosoana mifandanja isam-paritra izany.

Laisser un commentaire