Pharmacien : Mbola vitsy ka tsy mahampy ho an’ny Malagasy rehetra
Dépêche 27 septembre, 14h, Namoaka ny avy ao amin’ny Ordre National des Pharmaciens de Madagascar (ONP) fa tsy mahasarona ny isan’nyb Malagasy 25 tapitrisa ny isan’ireo farmasianina izay 399 isa fotsiny. Maro ny mpaiantra no liana amin’ity sampan iray ity saingy ny olana dia diplaoma 25 isan-taona ihany no havoakan’ny fanajakana ka mila fanovana izany.
