Dépêches

Toe-karena : Tsy mitsaha-mitombo ny vidin’ny akondro

Dépêche 22 septembre, 13h, Ny torohevitra avy amin’ny mpitsabo dia ny fihinanana voankazo isan’nadro, anisan’ny voankazo misy mandavan-taona ny akondro ary maro ny voka-tsoa entiny ho amin’ny fahasalamana. Ny olana anefa raha 1200 ar ny kilao amin’izany teo aloha dia mahatratra 3000 ar izany ankehitriny. Ny saram-pitaterana moa no voalza fa mahatonga izany.

Laisser un commentaire