Dépêches

Mahajanga : Maro ireo namaly ny antso tamin’ny fanadiovana ny tanàna

dépêche 20 septembre, 10h30, Nanatanteraka fandiovana faobe tao amin’ny tanànan’i Mahajanga ny avy ao amin’ny kaominina ambonivohitra Mahajanga. Namaly ny antso tamin’izany ny karazana fikambanana sy ireo mpiasan’ny kaominina tsy ankanavaka. Tonga maro izy ireo ka vetivety dia vita ny asa rehetra natao.

Laisser un commentaire