Fifamoivoizana : Hisy fanentanana sy fampianarana mahakasika fisotroana alikaola
Dépêches 14 septembre, 14h, Ho fampihenana ny tahan’ny lozam-pifamoivoizana manerana an’Antananarivo, dia tanterahina isaky ny 15 andro ny hetsika fanentanana sy fampianarana ny mpampiasa lalana eto Antananarivo ny mety ho lozam-pifamoivoizana. Anisan’ny anton’izany ny fandraisana zava-pisotro mahamamo ka hisy izanyfitiliana izany ho an’ny mpampiasa lalana isaky ny 15 andro.
