COVID-19: vakisiny ho an’ny olona rehetra
Dépêche 13 septembre, 13h, Niantomboka ny volana mai 2022 teo ny vaksiny hiarovana amin’ity aretina ity. Mbola 5.4% ny mponina ihany hatreto no nahavita izany raha tombanana ho 53% izany amin’ny taona 2023 io. Fahasalamana ho an’ny rehetra moa no tanjona amin’izany.
