Alaotra Mangoro: fambolena hahazoana vokatra tsara
Dépêche 13 septembre, 13h30, Nahitana fahasimbana ny fefiloha ao Mangarano Bejofo ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro. Ity toerana ity izay sopitra iray ho amin’ny famokarana vary ho an’ny Malagasy. Mila hijerena vahaolana maharitra ny fahapotehany mba iatrehana ny taom-pambolena manaraka.
