Fahasalamana : Fitsaboana manakaiky ny fenitra
Dépêche 8 septembre, 16h30, Nahazo fitaovana famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro ny hopitaly Analakininina ao Toamasina. Ezaka natao hampanarahana ny fenitra amin’ny fitsaboana sy fanomezana tsaratsara kokoa ny kalitaom-pitsaboana
