Dépêches

Jirama : Tsy mety tomombana ny toerana famatsiana herin’aratra eto amin’ny tambazotra iraisan’Antananarivo

dépêche 7 septembre, 13h30, Mampimenimenina ny olona mihitsy ny mahakasika ny asan’ny Jirama ankehitriny satria mbola tsy mety tomombana hatramin’izao ny famatsiana herinaratra eto Antananarivo ka miteraka fahatapahan-jiro sy rano matetika izany. Toerana maro isan’andro no tsy maintsy ahitana izany fahatapahana izany.

Laisser un commentaire