ActualitésTatitra

Russie : « Nénètses », foko iray ao Russie

Ny « Nénètses » na « Nénéens » antsoina ihany koa hoe « Yurak » na « Samoyède Yurak » dia mponina « autochtone samoyède » ao Russie mipetraka any akaikin’ny faritra misy rano mandry ao an-toerana.

Foko iray amin’ireo 26 avy ao Sibérie ny « Nénètses. Ny fiompiana « renne » sy ny jono no asa nentim-paharazan’izy ireo. Mpifindrafindra monina ihany koa io foko io ary tsy mijanonana mihoatra ny herinandro amin’ny toerana iray. Ara-jeografika dia eo amin’ny « péninsule » ny Yamal no tena ahitana azy ireo ary eo amin’ny « péninsule » ny Taïmyr ihany koa.

Laisser un commentaire