ActualitésTatitra

Amérique Latine : Maraca, zava-maneno anisany ahafantarana an’i Mexique

Ny « maracas » dia karazana zava-maneno ahotsakotsana ao anaty fianakavian’ny « idiophone ». Midika hoe mozika na manao mozika izy amin’ny fiteny Tupi (fiteny amérindien).  Malaza be io zava-maneno io amin’izao fotoana amin’ny mozika latinina sy « antillais » (mponina ao Antilles).

Misy ihany koa ny mamarotra ny « maraca » atao fahatsiarovana na haingon-trano ao Amérique latine. « Maracassiste » no fiantso ny olona mikirakira io zava-maneno io. Marihana fa misy karazana « maraca » ihany koa aty Afrique.

Laisser un commentaire